Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Rn2: kamiao telo nifanosona sy nifandona

Rn2: kamiao telo nifanosona sy nifandona

Tsy mbola nisy tahaka ity! Kamiaobe telo no nifanosona sy nifandona tany amin’ny lalam-pirenena faharoa. Nahavariana satria tery ny lalana kanefa nifandona toy ireny nifanoroka ireny mihitsy ireo kamiaobe. Nanapaka ny lalana ity tranga ity.

Nangonin’i Yves S.

 

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique