Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Tonga teny amin’ny fifampiarahabana teny Iavoloha ireo filohan’ny fiangonana efatra mirahalahy eo anivon’ny FFKM.

Nitanondrika ny filoham-panjakana teo am-pihainoana ny kabarin’ny filoha mpisolo toerana ny Antenimierandoholona. Fa nisy inona?

Tsy toy ny isan-taona, napetraka any ambadiky ny latabatra fisakafoana ny mpanao gazety mpaka sary.

Banga ny seza maromaro… Tsy tonga ny ankamaroan’ireo vahiny nasaina.

I Samoela.

I Stephanie.

I Koike, ireo mpanakanto nanafana ny lanonana.

Niova tsy toy ny isan-taona ny fisakafoana teny amin’ny lapam-panjakana eny Iavoloha.

 

Sary: Fanou

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique