Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Kitra any ivelany: nisongadina i Modric

Kitra any ivelany: nisongadina i Modric

Raha ny tany ivelany indray, ankoatra ny nandrombahan’i Frantsa ny “Mondial 2018”, taranja baolina kitra, nisongadina ihany koa ny nahazoan’ilay Kroaty, i Luka Modric, ny “Ballon d’or 2018”. Raha tsiahivina, mpilalaon’ny Real de Madrid ny tovolahy, nandrombaka ny “Ligue des champions 2018”. Niavaka ihany koa ny fahaizany, nandritra ny “Mondial 2018”, na resin’ny Frantsay, teo amin’ny famaranana aza, i Kroasia.

 

Tompondaka

Les commentaires sont fermées.