Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Nizara kilalao tamin’ny ireo ankizin’ny boriborintany enina ny “Association Fitia”, ny alatsinainy lasa teo, nanomboka teny amin’ny Orphelin Saint Paul Andrefana Ambohijanahary ary niafara teny amin’ny Arena.

Toy ny isan-taona, nanatontosa sasak’alina krismasy ny antoko mpihira amboaram-peo Faravohitra, ny alina 24 desambra.

Nisy ireo fikambanana nanome sakafo ireo sahirana tetsy ambany tonelina Ambohidahy

Hipoka avokoa ireo fiangonana ny andron’ny nahaterahan’i Kristy, feno ankizy ny tetsy Analakely. Andrinarison Tafita Brayan, zaza lahy no teraka ny fotoana ny noely.

Teny amin’ny Akamasoa no nankalaza ny nahaterahan’ny Mpamonjy ny filoha Rajoelina mianakavy.

Sary: Fanou sy Mamiherison

Les commentaires sont fermées.