Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Mifanitsakitro araka ny fitenenana ny eny Analakely sy ny manodidina, ny mpivarotra, ny fiara ary ny kilalao.

Mifanitsakitro araka ny fitenenana ny eny Analakely sy ny manodidina, ny mpivarotra, ny fiara ary ny kilalao.

Ny antoko mpihira Orimbato, namarana ny faha-45 taona tamin’ny antsan-kira tetsy amin’ny FJKM Tranovato Ambatonakanga, omaly.

Tanora nampiseho antsan-kira, tetsy Mandroseza.

Resy tamin’ny isa mavesatra ny Elgeco Plus nanoloana ny Kaizer chiefs, ny asabotsy lasa teo tetsy Mahamasina.

Lasan’ny Cosfa (miakanjo mena) ny tompondakan’i Madagasikara “Gold Top 20”, ny FTM Manjakaray.

Sary: Fanou sy Mamiherison

Les commentaires sont fermées.