Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an tsary 20-12-18

Songadina an tsary 20-12-18

Nitarika vonjimaika ny kandidà lahara faha-13 raha ny vokatra avy eny amin’ny Ceni.

Samy naneho ny hafaliana avokoa ireo namana sy ireo vahiny nasaina, teny amin’ny foibe Arena Ivandry.

Nitondra fanazavana momba ilay fonosan’entana niteraka resabe misy ny kojakojam-pifidianana teny Ambohipo ny Ceni.

Ny avy amin’ny sehatra irasam-pirenena nidina ifotony teny amin’ny birao fandatsaham-bato, niaraka tamin’ny Ceni.

Nandatsa-bato teny Ambatobe ny kandidà Rajoelina ary nilaza fa demokraty ny tenany… Manaiky ny voka-pifidianana.

Nanefa ny adidiny ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jly Rasolofonirina Beni Xavier, ary nilaza fa tokony hohajaina ny safidim-bahoaka

Nahitana ireo mpanara-maso fifidianana vahiny toy ny Sadc koa teny amin’ny birao fandatsaham-bato sasany.

Andro tsy iasana sady tsy ianarana ny omaly. Nanararaotra izany ireo kilonga…

Nilahatra tahaka ireo mpifidy rehetra ny kandidà Ravalomanana mivady sy ny pasitera Rasendrahasina Lala.

Samy nitady ny fomba rehetra hanarahana ny fanisam-bato ny rehetra…

Nanatontosa amin’ny soratra sy sary : Fano, Mamiherison, Tianaary Synèse R. 

Les commentaires sont fermées.