Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Ambohitrabiby: tovovavy naolana sady novonoina

Ambohitrabiby: tovovavy naolana sady novonoina

Tovovavy iray tokony ho 18 taona teo ho eo, naolana sy novoina ary natsipy tany an-tatatra,  ny fatiny teny Ambohitrabiby. Hitan’ny fokonolona, omaly, ny razana.  Nampandrenesina ny zandary ary ny dokotera. Ny fitiliana nataon’ny mpitsabo no nahafantarana fa vao haingana ilay famonoana sy fanolanana. “Mety ho ny alin’ny alahady teo no novonoina io vehivavy io”, hoy ny fanazavana. Tsy misy mahafantatra ny mponina eny an-toerana. Siosion-dresaka ny nahalala fa hoe avy eny Sabotsy Namehana izy io.

Yves S.

Les commentaires sont fermées.