Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Zavontany ny mpitandro filaminana, niambina manodidina ny teny Ambohidahy

Tonga teny ihany koa ireo ambasadaoro sy mpanara6maso fifidianana ary ireo nasaina tetsy amin’ny HCC.

Anisan’ny nanatrika izany ireo filoha sasantsasany Andrimpanjakana.

Hentitra ireo mpitsara eo anivon’ny HCC tamin’ny famohana ny valim-pifidianana.

Tonga teny an-toerana, nanmpiseho fahavononana amin’ny fiatrehana ny fihodinana faharoa, ny kandidà faha-13, Rajoelina Andry.

Tsy nivaona amin’ny nambarany. Nahitana mpitandro filaminana teny Analakely sy ny manodidina.

Sary: Fanou sy Tiana R.

Les commentaires sont fermées.