Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Mitaintaina andro aman’alina ny mponina sy ireo mpianatra ary olon-tsotra mifamezivezy eny Faravohitra amin’ny fisian’ireo roa lahy raindahiny amin’ny fanendahana amin’iny faritra iny, miainga avy any amin’ny Jirama Ambohijatovo hatreny Faravohitra ambony midina mankany Antaninandro ny famelezan’ireto jiolahy ireto. Voamarin’ireo olona mahafantatra azy ireo fa isaky ny alahady amin’ny 2 ora no hita mivezivezy amin’iny lalana iny izy roa lahy ireto ka manao sinto-mahery sy manendaka. Mangina rahateo iny lalan’i Faravohitra iny rehefa alahady. Aiza ny mpitandro filaminana ?

 

Les commentaires sont fermées.