Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Men – Unesco: ahena ny fiantraikan’ny loza…

Men – Unesco: ahena ny fiantraikan’ny loza…

Notanterahina, tetsy amin’ny INFP Mahamasina, ny atrikasa iarahan’ny minisiteran’ny Fanabeazana sy ny Unesco ho an’ireo eny anivon’ny talem-paritra. Niompana amin’ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo Dren hampihenana ny fiantraikan’ny loza voajanahary izany. Tanjona ny famaritana ny paikady sy ny fampiharana izany eny anivon’ny sekoly sy ny fiarahamonina ary nifampizaran’ny rehetra nandray anjara. Andrasana amin’ity atrikasa ity ny hahafantaran’ireo eny amin’ny Dren ny voka-dratsin’ny loza voanajahary eo amin’ny sehatry ny fanabeazana. Ny fahafahana miomana sy miaro. Ny fandraisana ny fepetra samihafa ary ny fanaovana tombana manoloana izany.

Synèse R.

Les commentaires sont fermées.