Miombon-kevitra amin’ny kandidà Rajoelina ireo mpanao politika manohana sy miara-dia aminy. Narahina porofo an-tsary ireo tatitra an-tsoratra (PV) nahitana hadisoana “bevata” ny fanazavan’ny mpanorina ny IEM. Soratra sy sary : Fano sy Synèse R. Les commentaires sont fermées.
Les commentaires sont fermées.