Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Halatra moto: jiolahy iray naiditra am-ponja

Halatra moto: jiolahy iray naiditra am-ponja

Saron’ny polisy, ny 9 sy 10 novambra 2018 lasa teo, ireo jiolahy roa tompon’antoka tamina halatra moto. Ny iray voalohany, raha ny tatitra avy amin’ny polisy, tratra teny amin’ny HCC Ambohidahy rehefa nangalatra moto teny Ambohijatovo, ny 1 novambra lasa teo ary nidoboka am-ponja, ny zoma lasa teo niaraka tamin’ilay mpividy halatra. Nohamafisin’ny polisy fa mbola manao asa ivelan’ny fonja na MOP “main d’oeuvre pénale” ity jiolahy ity kanjo izao tratra izao indray. Ny faharoa kosa tratra teny Talatamaty, ny asabotsy teo rehefa avy nangalatra moto BWS iray.

J.C

Les commentaires sont fermées.