Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Faran’ny herinandro an-tsary

Faran’ny herinandro an-tsary

« Andriamanitra ô ! Inona ary ity », seho niarahana tamin’i Françis Turbo teny amin’ny CDA Andohatapenaka, omaly. Ankoatra ny maso nahita ny fihetsika, nanapa-tsinay ihany koa ny teny naloaky ny vava !

Notanterahina ny asabotsy 10 novambra teo, tao Anosy Avaratra, ny fandevenana an-dRaparivo Ramaheninarivo Roland, andrarezin’ny hosodoko malagasy.

Nanatontosa : HaRy R. sy Fanou ary Mamiherison

Les commentaires sont fermées.