Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Mpivarotra iray nisy naka an-keriny tany Antsapanana, kaominina Tsararana Maevatanana, ny 28 oktobra teo, amin’ny 7 ora hariva. Vao naheno izany ny zandary, nanao ny fanarahan-dia sy ny vela-pandrika. Voalaza fa 17 lahy nirongo basy ireo jiolahy. Raikitra ny fifampitifirana tamin’ny zandary avy ao Maevatanana sy ireto farany. Votsotra ilay nalaina an-keriny, ny 29 oktobra tokony ho tamin’ny 1 ora sasany, ary nitsoaka ireo jiolahy. Mandeha ny fanadihadiana.

 

Les commentaires sont fermées.