Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

15 taona niorenana: nahatafita hafatra ny Ampifitia

15 taona niorenana: nahatafita hafatra ny Ampifitia

« Aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » II Tim 1 :8a. Lohahevitra nitondran’ny antoko mpihira Ampifitia avy ao amin’ny FJKM Isotry Fitiavana ilay « Mega live concert évangélique », notontosaina teny amin’ny Coliseum Antsonjombe, omaly, io. Azo lazaina fa nahatafita io lohahevitra miendrika hafatra io ity antoko mpihira manana ny lazany ity satria samy nahazo aim-panahy vaovao ireo nanatrika teny an-toerana. Afaka mizara izany indray ny tsirairay rehefa mby any amin’ny sehatra misy azy.

HaRy Razafindrakot

Les commentaires sont fermées.