Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
    Préc Suiv

    Tselatra

     

    28, hatreto, ireo voamarina fa nisehoana trangana pesta tamin’ireo olona rehetra notilina. Pesta atodintarina ny 23 ary pesta aretin-tratra ny dimy ambiny. Tamin’ireo 28 marary, 20 ireo nanaraka fitsaboana teny anivon’ny tobim-pahasalamana ary sitrana fa valo kosa ireo maty ka voatily fa pesta atodintarina ny telo ary pesta aretin-tratra ny dimy. Ambalavao, Ambatofinandrahana, Anjozorobe, Ankazobe, i Befotaka, i Betafo, i Manandriana, i Miarinarivo, i Midongy Atsimo ary  i Tsiroanomandidy ny distrika nahitana ireo tranga voamarina fa pesta.

    Les commentaires sont fermées.