Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fahaterahana

Fahaterahana

Nitombo iray indray ny fianakaviamben’ny ekipan’ny gazety Taratra. Teraka, ny zoma alina lasa teo ny zazalahy kely, i Nomenjanahary Ytokiana Fanoutia teny amin’ny Cenhosoa. Nilanja 3kg ny zazakely izay zanaka voalohan’ny mpaka sary eto amin’ny Vondrona Ultima Media. Salama tsara ny reny sy ny zaza.

 

Les commentaires sont fermées.