Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary «Can»

Songadina an-tsary «Can»

Légende : Hafaliana ny an’ny Barea, nahazo ny tapakila hahafahana miatrika ny Can, sambany teo amin’ny tantaran’ny baolina kitra malagasy. Isa 10 no azony, taorian’ity fandresena ity.

Légende : I Njiva, nanao ny ainy tsy ho zavatra, nahafahan’ny Barea miatrika Can 2019, tamin’ny alalan’ny baolina matiny, omaly

Légende : Anisan’ny nanome hery ny Barea de Madagascar, ny fanohanan’ireo mpijery tonga marobe, teny Vontovorona, omaly.

Soratra : Mi.Raz

Sary : Mamiherson

Les commentaires sont fermées.