Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Notanterihina omaly maraina,manoloana ny lapan’ny Tanana Analakely, ny famotehina ireo fitaovam-piadiana, tao anatin’ny iray volana ny famotsoran-keloka.

Nohamarinina tamin’ny fandefasana voromailala, notarihin’ny praiminisitra sy mpikambana ao anatin’ny governemanta ary ny eo anivon’ny fikambanam-be vondrona afrikana.

Misy ireo fitaovam-piadiana no sarotra potika fa mila hamarihinina.

Sary: Tiana R sy Fanou

Les commentaires sont fermées.