Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Antsirabe: tsy nirehitra ny tobin’ny Jirama

Antsirabe: tsy nirehitra ny tobin’ny Jirama

 

Mitondra fanazavana ny Jirama, fa tsy azy ireo ny toby fitahirizan-tsolika menaka mavesatra nirehitra tany Ambalavato Antsirabe, ny sabotsy 29 septambra, alina teo. Nomarihiny koa fa fitobian-tsolika menaka mavesatra efa ho lany, ity nirehitra ity, ary efa voafehy ny afo vokatry ny fiaraha-miasa tamin’ny vondrona mpamono afo an’ny orinasa Socota, nanome fiarabe manokana. Tsy fantatra ny fototra niavin’ny afo ary efa mandeha ny fanadihadiana ary mangataka ny rehetra ho tony ny Jirama.

Njaka A.

Les commentaires sont fermées.