Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Antily zokiny-Toamasina: mitohy ny asa soa fanampiana

Antily zokiny-Toamasina: mitohy ny asa soa fanampiana

« Tsy mitsahatra ny fanaovana asa soa, tontosain’ny Antily zokiny eo anivon’ny fiarahamonina, indrindra amin’ ireny fiangonana ireny izay mpiara-miasa amin’izy ireo koa », araka ny fanazavan’ny filohany, i Sabotsy José. Etsy andaniny, manampy koa ny prefektioran’ i Toamasina miaraka amin’ny prefet, i Benandrasana Cyril. Ny asabosy lasa teo, nanolotra omby iray ny chapel militaire, Saint Croix etsy Analankininina hopitaly ho nofon-kena mitam-pihavanana, mandritra ny fankalazana ny fetin’ny  fiangonana ny roa tonta. Efa nahazo tahaka izany, ny mpino advantiste, ny herinandro lasa teo.

 

Sajo

Les commentaires sont fermées.