Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Mpikalo-Andia Lucien Botovasoa: notsofin-drano ny rantsana Vonona

Mpikalo-Andia Lucien Botovasoa: notsofin-drano ny rantsana Vonona

Tontosa, omaly, ny fitsofan-drano ireo mpikabary 11, nahavita fiofanana tao anatin’ny andia Lucien Botovasoa, ao amin’ny rantsana Vonona, ao amin’ny Ekar Md François d’Assise Andravoahoangy. Taorian’ny fotoam-pivavahana, nanatanterahana izany, nisy ny lanonana narahina fiaraha-misakafo natolotr’izy ireo sy nanasana vahiny maromaro. Anisan’ireo 667 navoakan’ny Mpikalo (Mpikabary katolika), tamim-pomba teny Mahamasina ny 8 septambra teo, izy 11 mianadahy ireto.

Landy R.

Les commentaires sont fermées.