
Razafinjatovo Tiana Koloina, izy no nambabo ny fon’ny mpitsara, tamin’ny fifaninanana hira amin’ny teny frantsay na ilay fantatra amin’ny hoe CNCF andiany fahafito. Tontosa, omaly tetsy amin’ny Alliance française (AFT) etsy Andavamamba, ny dingan’ny famaranana tamin’ity fifaninanana ity.
Raha tsiahivina, nanerana an’i Madagasikara (Antananarivo, Ambositra, Ambatondrazaka, Antsirabe, Moramanga, Morondava, Sambava, Andapa, Ambovombe, Toliara, Nosy-Be ary Sainte-Marie) ny fifaninanana.
Landy R.
Les commentaires sont fermées.