Fetibe nampiala voly tanteraka ny tanora, indrindra ireo avy niatrika fanadinana bakalorea, ny “Wanna Smile Party”. Nahaliana ny maro ihany koa ny seho natolotr’i D’Gary, tetsy amin’ny IFM Analakely, ny zoma hariva teo. Les commentaires sont fermées.
Les commentaires sont fermées.