Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Faran’ny herinandro an-tsary

Faran’ny herinandro an-tsary

Nangotraka ny fifandonana tamin’ny “Hiragasy makotrokotroka”, omaly tetsy Anosibe. Ny samy Ramilison, samy zanaky ny ngeza na koa andrarezina no nifampikatroka ka tena tsy nifampitsitsy. Tsy iza izy ireo fa ry Ramilison Besigara Zokiny sy Ramilison Tsimakalagy Arivonimamo.

Les commentaires sont fermées.