Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Asa fanaovan-gazety sy politika: nodimandry i Zo Rakotoseheno

Asa fanaovan-gazety sy politika: nodimandry i Zo Rakotoseheno

Nodimandry, omaly ny tale teo aloha ny famoahana ny gazety Midi Madagascar, i Zo Rakotoseheno. Anisan’ireo loholona notendren’ny filoham-pirenena ho mpikambana feno eo anivon’ny Antenimierandoholona ny tenany.

Tsiahivina fa efa an-taony maro ny nisahanany ny maha talen’ny famoahana ny gazety Midi  Madagasikara azy, nialoha ny nidirany an-tsehatra teo amin’ny politika, tamin’izao fitondrana  izao. Anisan’ny namolavola mpanao gazety marobe ny tenany. Maneho fiaraha-miory amin’ny fianakaviany ny eto anivon’ny gazety Taratra.

Ny fanoratana  

Les commentaires sont fermées.