Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Voafaokan’ny fiara 4×4 iray ny lehilahy iray, teny Mandrosoa Ivato ny faran’ny herinandro teo. Niala moto iray ilay fiara 4×4 ka nifatratra tany amin’ilay niharam-boina. Naratra mafy ilay niharam-boina raha nahitana fahasimbana kosa ilay fiara 4×4. Nentina haingana teny amin’ny hopitaly ilay niharam-boina. Ny zandary avy ao amin’ny “poste avancé” ao Mandrosoa Ivato no manao ny fanadihadiana.

 

Les commentaires sont fermées.