Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Sambava : antsantsa azon’ny mpanjono

Sambava  : antsantsa azon’ny mpanjono

Nahazo antsantsa lehibe iray ireo mpanarato any Sambava, ny faran’ny herinandro teo. Nentina ambony lakana izany ary naseho ny olona ao an-tanàna mihitsy. Anisan’ny hazandranomasina masiaka ny antsantsa kanefa toa tsy nanano sarotra ireo olona akory ny nahazoany izany.

Amin’ny maha hazandranomasina azy, notetehina ary nifarombahana ny henan’izany. Tsy nisy bedy, araka izany, fa nandeha ny varotra, sns. Azo hanina rahateo ny henan’izy itony, raha ny fantatra. Misy aza mampiasa azy atao fanafody, atao firavaka ny vanginy…

Nangonin’i Yves S

Les commentaires sont fermées.