Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Faran’ny herinandro an-tsary

Faran’ny herinandro an-tsary

 Na efa 10 taona mahery lasa aza izay ny ankamaroan’ireo hiran’i Aina Cook, nahafantarana azy, tsy mbola afaka am-bavan’ny maro. Taorian’ity seho tety amin’ny Plaza Ampefiloha, ity, hanafana ny “Nosy-be jazz festival” izy.

 

Nanakoako ny hakanton’ny feon’i Hajatiana sy i Mino, teto amin’ny Tranompokonolona Analakely, ny asabotsy hariva teo. Niavaka ity fampisehoana klasika, natolotry ny Anglican music institute, ity.

 Nosokafana tamin’ny tantaran’i “Zefine sy Armand” ny taona teatraly 2018, omaly tolakandro, tetsy amin’ny Alliance française (AFT) Andavamamba. Nanamarika sahady ny Andro eran-tany ho an’ny teatra koa izany.

 Nanamarika ny fampisehoana nataon’i Njila, omaly tety amin’ny CC Esca Antanimena, ny niakaran’i Lalie an-tsehatra. Tsy niova ny hakanton’ny feon’ny tovovavy, nampiavaka azy hatramin’izay.

Landy R., Fanou, Tiana R.

Les commentaires sont fermées.