Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Taratry ny kanto

Hiverina an-tsehatra i Doubl’Enn. Izy ihany koa ny hisantatra ny sehatra ao amin’ny Is’Art Galérie Ampasanimalo amin’ity taona ity. Hotontosaina ny zoma izao ny fihaonan’ity mpanao rap ao anatin’ny vondrona Bogota ity amin’ireo mpankafy azy. Haharitra ora iray sy sasany eo izany, hitondrany ampahany tamin’ireo hirany taloha amin’ny endrika akostika kokoa. Hanaraka azy an-tsehatra ireo mpanakanto namany hatramin’izay, hiara-hamerina indray ny fiarahana taloha.

Les commentaires sont fermées.