Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

RN7 : Kamiao nivadika nahafaty omby enina

RN7 : Kamiao nivadika nahafaty omby enina

 

Nivadika ny asabotsy alina teo tany amin’ny RN 7, teo anelanelan’Ambatolampy sy Behenjy, ny kamiao nitondra omby 26. Omby eninany  maty tamin’izany, raha 20 ny velona. Nisy tamin’ireo omby no tapa-tongotra.  Niteraka fitohanan’ny fiara teny amin’ny lalam-pirenena fahafito iny ity loza ity.  Niverina tamin’ny laoniny ny fifamoivoizana rehefa afaka ireo omby sy ilay kamiaobe nivadika.

Yves S.

Les commentaires sont fermées.