

Nanolotra antsam-piderana lehibe ny oniversite FJKM Ravelojaona, ny asabotsy teo tetsy amin’ny Dôme Ankorondrano, ho fanohanana ny asa sahaniny. Nandray anjara tamin’izany ny antoko mpihira telo, niaraka tamin-dry Bodo, Dadah Rabel ary i Rija Ramanantoanina.

« Ndaho hidera, ndao hihoby ». Io kosa ny lohahevitry ny fampisehoana niarahana tamin-dry Antsa an’i Kristy, omaly tetsy amin’ny CC Esca Antanimena. Hetsika nokarakarain’ny zanaka am-pielezan’ny FJKM Anosy Avaratra izany.
Nanatontosa : Landy R., Tiana R., Fanou
Les commentaires sont fermées.