Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fanamarihana

Nahazo fanamarihana avy amin’ny fianakavian’ilay zazalahikely niharan’ny herisetra, sy fakana an-keriny, niafara tamin’ny fahafatesany, teny Ambohitrarahaba ny gazety Taratra, mikasika ny sora-bola voalaza fa lasan’ireo nahavanon-doza tamin’izany. Araka izany, ambara eto fa avy tamin’ny seraseram-pifandraisana eo anivon’ny zandarimariam-pirenena ny loharanom-baovao, navoaka teto amin’ny gazety.

 

Les commentaires sont fermées.