Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fantina sy fintina

Nitohy ny grevin’ny mpirakidraharaha mandra-piandry ny valin-tenin’ny mpitondra, manoloana ny fitakian’izy ireo, araka ny nambaran’ny filohan’ny sendikà, Randriambololona Haja, omaly, tetsy Anosy. Anisan’ny takian’izy ireo ny fampiakarana grady. Tsy nahafa-po azy ireo ny fihaonana natao ny herinandro teo.

Ho vahinin’ny fandaharahana « Ambarao » ao amin’ny radio Alliance 92 anio, ny filoha lefitry ny SMM, Fanahimanana Tiaray. Anisan’ny horesahina amin’izany tontolon’ny fitsarana amin’ny ankapobeny sy ny « Raharaha Razaimamonjy Claudine ». Eo koa ny fahaleovanten’ny fitsarana.

 

Les commentaires sont fermées.