Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Paka an-tsary

Paka an-tsary

Nanakoako teny amin’ny FJKM Tranovato Ambatonakanga ny antsa Paska niarahana tamin’ny antoko mpihira Orimbato. Tanteraka ny « Hihira ny herinao aho ». Seho nitondran’izy 30 mianadahy aim-panahy vaovao ho an’ireo tonga teny an-toerana.

Ankoatra ilay feo tena kanto sy fantatra eo amin’ny filalaovana tantara amin’ny Radio, anaty sarimihetsika, sns, babon’ny fihetsik’i Clara sy i Gégé Rasamoely avokoa ireo izay nijery ny « comédie musicale » notontosain’izy mianadahy tetsy amin’ny CCEsca.

Raha ny mpijery tonga nanatrika, somary nangina Antsahamanitra ! Tsy nanakana ireo mpanakanto toa ny tarika Les Adeline tsy hanolotra ny talenta tsara indrindra avy any aminy anefa izany.

Nanatontosa : HaRy sy Fanou ary Mamiherison.

Les commentaires sont fermées.