Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Lanonan’ny Paska : tsara tsena ny mpanakanto malaza

Lanonan’ny Paska : tsara tsena ny mpanakanto malaza

Efa fomba fanao ihany, saingy tamin’ity taona 2017 ity, nitombo isa ! Mpanakanto na tarika iray, tazana niaka-tsehatra tetsy, namonjy teroa indray avy eo. Saika feno hipoka avokoa ny kianja malalaka nanaovan’izy ireny fampisehoana.

 

Feno Antsonjombe. Voaporofo hatrany ny maha mpanakanto goavana an-dry Wawa, Black Nadia, sns.

« Tsinjaka be », araka ny lohatenin’ny seho tokoa ny natolotry ry Arnaahn BIG MJ, sns teny amin’ny Club Nautique Ivato.

Hain’i Dadi Love tsara ny nampitotorebika ny tetsy amin’ny Stade annexe Mahamasina. Toraka izany koa ny teny amin’ny kianja maitso Antanimenakely.

Les commentaires sont fermées.