Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Faran’ny herinandro an-tsary

Faran’ny herinandro an-tsary

: Nisokatra ny 16 desambra teo ary tsy hifarana raha tsy ny 26 desambra ny « Appareil-Apparat », fampirantiana miavaka etsy amin’ny Little Hennessy etsy Ivandry. Iarahana amin’i Misty sy Vice Local ny hetsika. Araka izany, hiaraka ny hosodoko sy ny lamaody.

 

I Beyrouk, izy no nandrombaka ny « Prix du roman métis des lycéens 2016 », tamin’ny alalan’ny boky « Le tambour des larmes ». Anisan’ny nitsara ity fifaninanana ity ny mpianatry ny lycée malagasy.

Les commentaires sont fermées.