Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Faran’ny herinandro an-tsary

Faran’ny herinandro an-tsary

Miaina sy mivelatra amin’ny sehatra maro ny mozika jazz. Nisongadina tao anatin’ny “Concert Sunday gospel”, tety amin’ny AFT Andavamamba omaly, ny hakanton’izany mozika izany ao anatin’ny fiderana an’Andriamanitra.

Ny iray amin-dry Rasoahasimanga Berthine sy Roberson, izay nifampitana tety amin’ny kianjan’Andohalo, no hiatrika ny famaranana amin’ny “Hiragasy makotrokotroka”, hatao ny alahady izao.

Les commentaires sont fermées.