Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Taratry ny kanto

Randrantelo eny amin’ny Pim’s
Miova kely, fa Randrantelo ihany… Hampahafantatra ny mpikambana vaovao ao aminy indray ny tarika Randrantelo, anio alina, ao amin’ny Piment Café Behoririka. Ho an’ireo izay nahita teny Antsahamanitra mantsy, nahatsikaritra fa niova indray ny mpikambana ao amin’ny tarika. Endrika somary vaovao ho an’ny hafa, kanefa efa maro mpahalala ihany koa eo amin’ny tontolon’ny mozika. Tsy miova kosa, fa mijanona amin’ny endrika sy ny karazan-kira mahazatra azy ny Randrantelo.

Les commentaires sont fermées.