Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Haody : nofy azo tanterahina…

Marobe ny Malagasy tsy mahay mamaky teny sy manoratra raha ny tarehimarika nomena tany Miarinarivo Itasy, omaly. Vanim-potoana fampidirana mpianatra ihany koa izao. Tsy àry ho tafiditra an-tsekoly avokoa izy ireo noho ny antony samy hafa…

Mety ho nofy ihany raha lazain’ny vava fa azo tanterahina tsara kosa rehefa tena hampiharina. Raha ny mahay mamaky teny eto Madagasikara « hono » no manana fandavantena mampianatra ireo tsy mahay ! Malagasy iray mamaky teny, mampianatra malagasy 10 tsy mahay mamaky teny, mety ho foana ao anatin’ny fotoana fohy ny habadoana ?

Azo atao tsara izany raha manam-piniavana ny andaniny sy ny ankilany ( ireo hampianatra sy ireo ho mpianatra)… Ndao andramana isaky ny fokontany !

HaRy Razafindrakoto

Les commentaires sont fermées.