Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Maty tsy tra-drano ny raim-pianakaviana iray mipetraka ao amin’ny fokontany Tsaratanimbary Antonibe Analalava, ny herinandro teo. Voalaza fa naka vadin’olona izy ity ka niharan’ny hatezeran’ny tompom-bady ka novelisiny famaky ny lamosiny ka maty avy hatrany. Nosamborin’ny zandary avy ao amin’ny Poste fixe ao Marovatolena ilay nahavanon-doza.

 

Les commentaires sont fermées.