Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Filohan’ny Antenimierandoholona : “Tsy vahaolana ny fifamonoana”

Marina fa fantatra ny fahasahiranana sy ny fahoriana, fantatra ny fahantrantsika… Nefa tsy hiteraka  alaolana na fanafody hanasitrana izany fahasahiranana izany na oviana na oviana izany fifamonoana izany, fa vao mainka hitondra fahasahiranana bebe kokoa ho an’ny Malagasy mpiray tanindrazana izany.

Io ny tenin’ny filohan’ny Antenimierandoholona , Rakotomanana Honoré, nitondra teny fankaherezana tamin’ny fitsidihana ireo niharam-boina tamin’ny trangan-javatra teny Mahamasina, teny amin’ny HJRA, Ampefiloha, omaly. Amin’izao zavatra mahazo antsika Malagasy izao, izay habibiana ihany: Malagasy mamono sy mandratra Malagasy mpiray tanindrazana”, hoy izy.

R. Nd. 

 

Les commentaires sont fermées.