Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Droit : nivoaka ny andiany roa

Droit : nivoaka ny andiany roa

Mpianatra nahazo ny mari-pahazaina Master1 andiany “Andraina” sy Master 2 andiany “Milofo” no navoakan’ny fakiolten’ny Degs,  ao amin’ny sampana lalàna, omaly teny amin’ny oniversite Ankatso. Nanomezam-boninahitra ny reny mpiahy azy ireo ihany koa, ny profesora Razakanaivo Rita, mpampinatra efa 43 taona tao amin’ny sampana lalàna, ity lanonana ity.

Les commentaires sont fermées.