Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fantina sy fintina

Notokanan’ny filoha Rajaonarimampianina mivady, omaly ny fahavitan’ny fanavaozana ny CSB etsy Isotry. « Hiezaka ny fitondrana, hanatsara ny fiainan’ny mpiasam-panjakana isika… Miantso firaisankina koa amin’izao fetim-pirenena izao », hoy ny lahateniny.

Hiditra amin’ny dingana fahatelo ny fandaharanasa lalankely iarahan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny AFD. Nidina ifotony teny Ankazomanga ny ben’ny Tanàna, Ravalomanana Lalao, sy ny iraka avy amin’ny AFD, notarihin’i Jean David Naudet. Nanao tombana ny dingana teo aloha izy ireo.

Les commentaires sont fermées.