Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fantina

Hitombo hatrany amin’ny 10 tapitrisa ireo mpifidy eto amintsika, araka ny nambaran’ny filohan’ny Ceni, Rakotomanana Hery, omaly teny Alarobia. Nanteriny anefa fa mila fiaraha-mientana vao ho tratra izany satria ilaina ny fanabeazana ny olom-pirenena. Fa eo koa ny toerana ara-jeografia misy ny mponina.

Hiseho vahoaka ny Vondrona miara-dia amin-dRavalomanana Marc (VMMR).  Hanao valandresaka amin’ny mpanao gazety etsy Analakely izy ireo anio, hamelabelatra izany. Tsiahivina fa maromaro ireo fikambanana nitaky ny famerenana ny filoha teo aloha, an-tanindrazana tamin’ny fotoan’androny, saingy tsy heno intsony izy ireny amin’izao fotoana izao…

 

Les commentaires sont fermées.