Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fantina sy fintina

Handinika ny volavolan-dalàna momba ny fiarovam-pirenena ireo depiote, manomboka ny alakamisy izao. Tafiditra ao anatin’izany fitsinjarana andraikitra sy ny firafiny.

Tsiahivina fa efa iray volana nanomboka ny fivoriana ireo depiote ary izao vao handinika lalàna.

Nanamafy ny tsy nitenenany ny hampikatso ny raharaham-panjakana ny mpitarika ny Afo sendikaly, Maharavo, omaly. Nambarany fa olon-kafa no niteny izany ary efa niala tsiny tamin’ny prefet an’Antananarivo izy ireo. Nohamafisiny fa nitory ireo mpanao kolikoly izy ireo.

Les commentaires sont fermées.