Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Indray mijery

Momba ny toetry ny andro anio, ny tapak’andro hariva, hanorana malefaka any Sava, Analanjirofo ary Atsinanana fa hanana endrika tandrifin-drahona izany any Vatovavy-Fitovinany sy Atsimo Atsinanana. Hifandimby ny rahona sy ny masoandro any  amin’ny faritra hafa. Ho mafy hatrany ny rivotra any avofoany andrefana sy atsimo andrefan’ny Nosy. Rehefa vita ny hafanana be tao anatin’ny vanim-potoana fahavaratra, nivadika ho La Nina (hatsiaka be amin’ny ranomasina pasifika) ny El Nino.

Les commentaires sont fermées.