Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fantina sy fintina

 Nampahafantarin’ny Malagasy tia tanindrazana ho fanorenana ifotony (MTF), teny 67 ha, afakomaly, ny boky mirakitra ny rafi-pitantanana vaovao “Madagascar, le changement“. Efa natolotra ny minisiteran’ny Atitany izany, hapetraka eny amin’ny Omda ary hampahafantarina ny vahoaka.

Naaton’ny Filankevi-panjakana ny fampiatoan’ny minisiteran’ny Asam-panjakana sy ny asa amin’ny asany ny filohan’ny sendikan’ny mpiasan’ny CUA, Dr Rakotomaharo Tsinjo, teny amin’ny fitsarana, Anosy, ny faran’ny herinandro teo. Angatahiny ny fanafoanana tanteraka ny fampiatoana azy.

 

Les commentaires sont fermées.