Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fantina sy fintina

Efa eto an-toerana, ny faran’ny herinandro teo, ny filoha Rajaonarimampianina, ary hihazo ny any atsimon’ny Nosy amin’ity herinandro ity. Hijery ny momba ny olan’ny kere any amin’iny faritra iny ny tenany.

Lasa any Nouvelle Guinée ny Praiminisitra Mahafaly Solonandrasana. Nanainga ny faran’ny herinandro teo izy. Voalaza fa hiatrika fivoriana iraisam-pirenena any ny tenany. Eto an-toerana anefa ny iraky ny FMI, tokony hihaona aminy.

Les commentaires sont fermées.