Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Taratry ny kanto

Randrantelo etsy amin’ny Amitié Fandian
Elaela tsy hita an-tsehatra. Sambany hanafana ny “cabaret” etsy amin’ny Amitié Fandian etsy Ankadindramamy kosa ny tarika Randrantelo, anio, manomboka amin’ny 9 ora alina. Hifandmby ao ireo hira gasigasy, na hira vahiny nampanarahana ny angola sy ny tendry gitara gasy. Misy ireo hira vao hataon’ny tarika Randrantelo no hozaraina voalohany ho an’ny mpankafy amin’io fotoana io.

Les commentaires sont fermées.